Teny iditra | omby manga | |
Singan-teny | omby ; manga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] [ ombimanga ] Omby dia [1.78] | |
Omby dia na haolo; omby dia tsy misy trafo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Wild cattle [1.2] | |
Wild (feral) cattle [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Boeufs sauvages sans bosse [1.3] | |
Boeuf sauvage [1.54, 1.8] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny omby manga io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |